|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lohasaha
Singan-teny  2 loha, 3 saha
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 sampandrano [Bezanozano] [1.78]
6 Lempona na ankandemponana anelanelan' ny tendrombohitra roa na manaraka ny vodivona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a valley [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 vallée [1.8, 1.13]
Ohatra  9  eny amin' ny lohasahan-dRefaima [2.996#29.17.5]
10  anankiray niandry ondry tany an-dohasaha [2.69#40]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Ny ankehitriny :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14  Lohasaha
Singan-teny  15 loha, 16 saha
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  18  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  lohasaha, Lohasaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21