Entrée |
faty
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vatan' olona na biby tsy misy aina intsony: Misy fatin-tsaka ao atsinanan-trano ao ¶ Fahafatesana: Faty hita izao ka hirosoana ihany [1.1]
|
Explications en anglais | a corpse, death [1.2]
|
| a corpse [1.7]
|
Explications en français | un mort: Faty manao ahoana io ady io! (Que de morts il y a eu dans cette bataille!) ¶ un cadavre: Maimbo sahady ny fatiny (Son cadavre sent déjà mauvais) ¶ un animal crevé, charogne: Misy fatin' alika ao (Il y a là un chien crevé) ¶ signifie quelquefois la mort elle-même: Faty hita ka mbola mandroso ihany hianao (La mort vous attend et vous osez encore vous aventurer) [1.3]
|
| cadavre [1.8]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple |
faty,
fatiko,
fatinao,
fatiny,
fatintsika,
fatinay,
fatinareo,
fatin',
fatin-,
fatim- |
Préfixée |
-paty,
-patiko,
-patinao,
-patiny,
-patintsika,
-patinay,
-patinareo,
-patin',
-patin-,
-patim- |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | hazo va aho ka ho faty mahitsy?
[2.131]
|
Proverbes |
|
Entrée |
faty
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Faharesena amin' ny kilalao; fahavoazana amin' ny loka: Mbola hanarina ny fatiko aho [1.1]
|
Explications en français | perte au jeu, dans le commerce: Hoatrinona ny fatinao amin' ny loka? (Combien avez-vous perdu au jeu?) [1.3]
|
|
Entrée |
faty
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Sakalava]
(prononciation locale pour fatsy) Arbre à bois dur ; utilisé en construction.
Graines tinctoriales » (Samat).
Probablement un carissa (Apocynaceae).
[1.196]
|
Vocabulaire |
|