|
|
|
|

Entrée (1/3)1  voalavo
Radical  2  lavo
Partie du discours  3  participe passé
Explications en anglais  4  put down, thrown [1.2]
Explications en français  5  renversé, jeté à terre [1.3]

Entrée (2/3)6  voalavo
Partie du discours  7  nom
Vocabulaire  8  Zoologie: mammifères
Explications en malgache  9  Biby lavalava vatana, tsoky loha, lava rambo, mpanimba zavatra (indrindra ny voly sy tahirin-tsakafo) ary mpanely ny areti-mifindra amin' ny parasy entiny. Misy karazany telo ny voalavo: ny voalavo mainty, ny voalavo fotsy ary ny voalavon-drano [1.1]
Explications en anglais  10  a rat [1.7]
Explications en français  11  a species of rat. Mus alexandrinus. [Fiji: kalavo; Dyak: blawow; Mankassar: balawo] [1.3]
12  rat [1.54, 1.8, 1.13]
13  souris, rat [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  14  voalavo maro be mihitsy no hitako tamin' izany. [2.445]
15  Ny ampitson' iny, betsaka ny olona no nahita voalavo maty. [2.472#]
16  Nony tonga teny am-povoan-drano, nahatsiaro noana ny voalavo. [2.442]
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot voalavo

Entrée (3/3)25  voalavo
Partie du discours  26  nom
Explications en français  27  Se disait des sorciers [2.415]
28  sorcier [1.3]
Mots composés 

Anagrammes  30  voalavo, voavalo, voavola

Mis à jour le 2023/08/15