Entrée vakoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Masombola na rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana [1.1]
 Rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana [1.62]
Explications en anglais A silver chain [1.7]
Explications en français Une grande chaîne d'argent [1.3]
 Chaîne d'argent [1.8]
Exemples 
1ary rahefa izany, asiana ny vakoka sy ny haingo: [2.48]
2Mirandrana izy, ary volamena avokoa ny satroboninahitra, ny fehivozona, ny fehin-kibo, ny vakoka nanaovany. [2.113]
Morphologie 
Simple : vakoka, vako-
Mots composés 

Entrée vakoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Vola na harena tehirizina; rakitsoa sarobidy navelan' ny ray aman-dreny na ny razana. [1.1]
 Akora na fitaovana tranainy mirakitra ny ela ahitana taratra ny maha izyy azy ny firenena sy ny vahoaka mbamin' ny tantarany ka zary harem-pirenena, rakitsoa saobidy tehirizina ho fantatry ny taranaka mifandimby: Maro ny vakoka nentin-drazana [1.62]
Explications en anglais Inherited treasure; Malagasy traditions [1.7]
Explications en français Trésor [1.3]
 Trésor dont on hérite; traditions [1.8]
Exemples Ny Fanjakana, miaraka amin' ny Vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, no miantoka ny fampivoarana sy ny fiarovana ny vakoka ara-kolontsaim-pirenena sy ny famokarana ara-tsiansa, ara-haisoratra ary ara-javakanto. [1.320]
Mots composés 
Titres Vakoka (Rajemisa-Raolison Régis)

Entrée vakoka
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsileo] (sens général : trésor, objets précieux). Trema orientalis Blume (Ulmaceae). Nom donné à cet arbre quand on utilise son bois à faire des talismans contre les effets de la foudre ou la peur du tonnerre. [1.196]
Nom scientifique Trema orientalis
Vocabulaire 

Entrée Vakoka
Mots élémentaires vakoka
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Sous-titre Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache
Auteur Rajemisa-Raolison Régis
Editions 1948.
1955.
1957. Ambozontany. Largeur: 14cm. Hauteur: 22cm. Pages: 271.
1965. Ambozontany. Largeur: 14cm. Hauteur: 19cm. Pages: 334.
Vocabulaire 
Tableaux et planches Tous les titres

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/11/20