|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ambozontany |
| Singan-teny | 2 vozona, 3 tany |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Anarana omena ny hadilanana na keoka mampitohy havoana roa mifanakaiky,
6 toy ny eo amin' ny iorenan' ny katedraly katolika ao Fianarantsoa. 7 Toy ny toerana omen' ny Merina 8 anarana hoe ankadilanana izany. [Betsileo] [1.10#A422] |
| Teny iditra (2/3) | 9 Ambozontany |
| Singan-teny | 10 vozona, 11 tany |
| Sokajin-teny | 12 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 quartier de la vieille ville haute de Fianarantsoa
[3.1] |
| Voambolana | 14 Haitoetany: tanàna |
| Teny nalaina | 15 Soratra misy io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (3/3) | 16 Ambozontany |
| Sokajin-teny | 17 anarana (orinasa, sns.) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 Raison sociale de la maison d'éditions de la Compagnie de Jésus,
19 autrefois située à Fianarantsoa (quartier d'Ambozontany ), 20 et maintenant à Analamahitsy, 21 au nord d'Antananarivo [3.1] |
| Voambolana | 22 Mpanonta printy, gazety |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | ambozontany, Ambozontany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|