Entrée |
vozona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | ny tenda eo amin' ny faritry ny hatoka, ny elanelan' ny soroka sy ny loha: Misy vailahy kely eo amin' ny vozony [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | the neck [Hallanger 1973]
|
Explications en français | cou, col, goulot [Abinal 1888]
|
| le cou; le col [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Be ny goaika, ka tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy vozona avokoa izy rehetra [Dahle: Angano, page 241]
|
Citations |
Articles |
Toponymie |
|
|
Entrée |
vozona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | enti-milaza fanerena hanaiky [Rajemisa 1985]
|
Explications en français | contrainte, violence [Abinal 1888]
|
|