|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamozona
Fototeny  2 vozona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manery, manao an-terisetra, manao anterivozona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to take by the neck; to compel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 contraindre [1.3, 1.8]
7 forcer [1.3]
8 saisir par le cou [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mamozòna
Fototeny  14 vozona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamozona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamozona, mamozòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21