|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 kibo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny faritra malemy eo ambanin' ny tratra misy ny vavony, ny aty, ny tsinay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the belly, the abdomen, the stomach, the womb. [Some Polynesian dialects kopu; Bouton kompo; Teor. kabin]
[1.2] 5 the belly [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 ventre
[1.3, 1.8, 1.13] 7 abdomen [1.13] |
| Ohatra |
8 Nihanahia I Solo, nanjary narary kibo matetika.
[2.472#]
9 mampiasa izany raha misy marary ao amin'ny kibo. [2.424#] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 13 Haiaina |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 29 Fikambanana 36 amin' io teny io |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 31 kibo |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 chatouillement
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/5) | 50 kibo |
| Sokajin-teny | 51 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
52 dongy, fidongiana
[Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
53 le coeur, les sentiments, la disposition intérieure
[1.3] |
| Voambolana | 54 Toe-tsaina |
| Kamban-teny rehetra | 55 diavolana ny kibo |
| Teny iditra (4/5) | 56 kibo |
| Sokajin-teny | 57 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
58 kibobo, kibokely, kibotay
[Betsileo, Tanala]
[1.10#K174] 59 kibobo (vorona) [Taisaka, Bara] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
60 a species of bustard quail
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
61 caille.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 62 Haibiby: vorona |
| Tovy hevitra | 63 kibobo |
| Teny iditra (5/5) | 64 kibo |
| Sokajin-teny | 65 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
66 (sens général : le ventre). Nom donné aux tubercules comestibles du nénuphar malgache, Nymphaea stellata Willd. (Nymphaeaceae). On prétend que les hommes qui en mangent beaucoup sont frappés d'impuissance.
[Taifasy]
[1.196] |
| Voambolana | 67 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 69 biko, 70 boky, kibo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|