Entrée (1/2) | 1 vody |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Vocabulaire |
4 Biologie |
Explications en malgache |
5 Ny fitombenana na ny fipetrahana: "Mikisaha ny vody kely hipetrahan' ny vody be", hoy ireo mpanifikifika ny madinika 6 Ny faritra ambany amin' ny zavatra iray: Nitsangantsangana teny am-body tendrombohitra izahay 7 Fotobeny manakaiky ny fakany: Vody hazo, vody trano 8 Ny farany ambany amin' ny lavaka, na ny fara laharana amin' ny mpilahatra: Vody lavaka ~ Vody laharana 9 Ny fakan' ny zavamaniry fihinana sasantsasany toy ny mangahazo, vomanga, saonjo sns...: Vody saonjo. [1.1] |
Explications en anglais |
10 the rump, the posterior (vulgar when used about humans) [1.7] |
Explications en français |
11 le derrière, le postérieur, la croupe [1.8] 12 (sens général : derrière, base, fondement). Pour les arbres : la souche, le pied, la base du tronc. On dit par exemple : ambodi-akondro (au pied des bananiers) ~ ambodi-bonara (au pied du « Bois noir » ou Albizia lebbeck). Ce sont des noms donnés à de très nombreux villages. En composition : vodi-tronga : souche des arbres coupés ; chicot. 13 Pour les plantes herbacée : la souche surtout si elle est renflée, le tubercule épigée ou hypogée, le bulbe, les racines tuberculeuses, etc. Exemples : Makadiry ny vodin' ity mangahazo ity (les tubercules de ce manioc sont énormes) ~ Mampandatsa-dranomaso ny vodi-tongolo (le bulbe de l'oignon fait verser des larmes). En composition : vodi-bary : éteule ; bas de chaumes restant debout après la moisson. [1.196] |
Exemples |
14 Lalovany ny tranony, ivarinany ny hady, itampifiany ny vody hazo, savasavainy ny vero mandifotr' olona sy ny dingadingana manolo-pasana. [2.470#30] 15 Sahala amin' ny vody soaonjo ny vody viha, saingy lehibe. [2.472#39] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Ethnonymes |
|
Toponymes |
|
Holonyme |
|
Proverbes | 38 Proverbes contenant le mot vody |
Entrée (2/2) | 39 vody |
Partie du discours | 40 nom |
Explications en français |
41 arbre, plante [Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
Anagrammes | 42 dovy, vody |
Mis à jour le 2023/05/21 |