Entrée |
tratra
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Enti-milaza olona na zavatra mandeha eo aloha ka enjehin' ny hafa avy ato aoriana ary tonga eo aminy ilay io: Tratrako haingana teny an-dalana izy ¶ Azo: Tratrako am-body omby ilay nangalatra ny birikiko ¶ Tampohina, sovohina: Tratran' ny orana teny an-tsaha aho ¶ Takatra: Mbola atsy tratran' ny saiko izany ¶ Tonga: Tratrako an-tsasak' adiny amin' ny aotomobilina antsaha firaisana [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | overtaken [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
| caught [Hallanger 1973]
|
Explications en français | attrapé, pris, atteint [Hallanger 1974]
|
Dérivations |
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
|
Exemples | Indray andro, tratran' ny orana tany an-tsaha izy telo mianaka [Andraina: Mitaraina]
|
Citations |
|
Entrée |
tratra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Faritry ny vatana eo anelanelan' ny soroka roa, ny vozona ary ny kibo, misy ny havokavoka sy ny fo. [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | the breast [Richardson 1885]
|
| the chest [Hallanger 1973]
|
Explications en français | la poitrine [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| le poitrail [Abinal 1888]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Morphologie |
tratra
tratrako
tratranao
tratrany
tratransika
tratranay
tratranareo
tratran'
tratran-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin'ny tenany ny nonony [Rakotonandrasana: Tantsaha]
|
Citations |
|
Entrée |
tratra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
refy
[Rakotosaona 1975]
|
|
Entrée |
tratra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
fifanarahana
[Rakotosaona 1975]
|
|
Entrée |
tratra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Betsimisaraka]
(dans son sens général, ce mot veut dire : atteint, attrapé, surpris).
D'après Jully ce serait le nom d'un arbre de 10-12 m, à tronc garni d'épines depuis le bas jusqu'en haut.
Bois blanc, tendre mais solide.
C'est peut être un zanthoxylum (Rutaceae). [Boiteau 1997]
|
Vocabulaire |
|