|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 vatana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 ce qui constitue le corps, l'essentiel d'une chose
[1.3#816] 4 corps principal [1.196] 5 bâti [1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 6 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 7 vatana |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Ny tenan' ny olona na biby: Ny olombelona dia vatana sy fanahy araka ny fampianaran' ny antokom-pinoana maro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 the trunk, the body
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 Le tronc, la carcasse, le corps humain
[1.3#816] 12 le corps humain [1.8] 13 corps [1.13] |
| Ohatra |
14 Mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina.
[2.470]
|
| Voambolana | 15 Haiaina |
| Ampahany |
|
| Kamban-teny rehetra | 31 Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/5) | 33 vatana |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
35 the trunk
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 Le tronc
[1.3#816] 37 tronc [1.8] 38 Pour les arbres : le tronc ; pour les plantes herbacées : bulbe, tubercule ou rhizome. [1.196] |
| Voambolana | 39 Haizavamaniry |
| Manontolo |
|
| Ampahany |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 44 Fikambanana 17 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/5) | 45 Vatana |
| Sokajin-teny | 46 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
47 petite rivière de la région sud de Vatomandry
[1.11] |
| Voambolana | 48 Haitoetany: renirano, farihy |
| Teny iditra (5/5) | 49 Vatana |
| Singan-teny | 50 vatana |
| Sokajin-teny | 51 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 52 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 53 tanava, 54 tavana, vatana, Vatana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|