Entrée | 1 hoditra |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Vocabulaire |
8 Biologie 9 Zoologie: (en général) 10 Botanique: (en général) |
Explications en malgache |
11 Ny fonony ivelany amin' ny tenan-javamananaina (olombelona, biby) na zavamaniry: Mivoaka amin' ny mason-koditrany hatsembohana / Volovoloina ny hodi-paiso 12 Ilazana ny volon' ny tenan' ny olombelona koa. [1.1] |
Explications en anglais |
13 skin, hide, bark [1.7] |
Explications en français |
14 peau, écorce, cosse [1.3#257, 1.8] 15 cuir, enveloppe, pellicule 16 figuré: teinte, couleur de la peau humaine [1.3#257] 17 L'écorce des arbres en général, suivant les régions, prononcé hoditra, holitsa, holitse, etc. [1.196] |
Exemples |
18 Izy telo mianadahy kosa zarazara hoditra sy olioly volo. [1.436#] 19 Ny stigima dia efa voalaza taloha ho tsy manana hoditra. [1.357#] |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Holonyme |
|
Co-méronymes |
|
Proverbes | 37 Proverbes contenant le mot hoditra |
Mis à jour le 2024/10/30 |