|
|
|
|

Teny iditra 1  mihoditra
Fototeny  2 hoditra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Manana hoditra mitovy amin' ny an' ny...: Mihodi-tsahona ity poketra ity
5 Mitovy volo amin' ny...: Mihodi-bolafotsy ity vatakely ity [1.1]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mihoditra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04