|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manoditra |
| Fototeny | 2 hoditra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mañoditra]
4 mamaofy, manala hoditra: Alao mañoditra aomby maty (ndeha na mandehana manala ny hoditr'omby maty)
[Tanala]
[1.78] 5 manala hoditra, mamaofy [Tanosy] [1.78] 6 Manenda-koditra: Manodi-boankazo / Manoditra omby 7 Maharangotra ka manjary miendaka ny hoditra: Nanoditra ny ranjoko ilay vato 8 Miendakoditra: Voan' ny vato ny handriko ha nanoditra 9 Vaky miparasaka: Nanoditra ilay vato nitorahako ny vorona [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to skin, to peel
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 écorcher, éplucher
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 16 manoditra |
| Fototeny | 17 toditra |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Manandrana kely ny sakafo mbola tsy tena masaka
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 24 amandroty, manoditra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|