|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tanana
Fototeny  2 tana
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao
5 Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita
6 Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa
7 Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3#664]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)16  tanana
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1]
19 les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens)
20 Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 the hand
22 the forelegs of quadrupeds [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 la main, les mains [1.3, 1.8]
24 les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8]
25 les manches des habits, etc. [1.3]
26 main, manche, rayon [1.5]
[tañana] 27 main [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  28  Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako [2.472]
29  Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471]
30  Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470]
Haiendriteny 
31  Tsotra :
Sampanteny 
Tambinteny :
Voambolana  33  Haiaina 34  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Manontolo 
Ampahany 
Anaran' akora mamorom-batana 
Kamban-teny rehetra  53  Fikambanana 133 amin' io teny io
Ohabolana  54  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  55 Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly
Sary 

Teny iditra (3/3)56  tana
Sokajin-teny  57  anarana
Fanazavàna teny malagasy  58 Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  59 a town, a city (written with the accent) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  60 ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8]
61 ville, village [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  62  eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [2.131]
63  nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324]
Haiendriteny 
64  Tsotra :
Voambolana  65  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  66  Fikambanana 27 amin' io teny io
Ohabolana  67  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  68 Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly
Sary 

Fivaditsoratra  69 Natana, tanàna, tanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21