|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  an-tanana
Fototeny  2 tanana
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Ohatra  4  ny vola an-tanana lany tamin' ny lahasa, ny sakafo tsy misy. [2.472]
5  Ankotsohotso / hatsotso roa venty / raha mahay hianao / dia roa no ho an-tanana [2.131]

Teny iditra (2/2)6  an-tanàna
Sokajin-teny  7  tambinteny [Fitanisana]
Ohatra  8  - Firy anefa ny lehilahy eto an-tanàna? [2.324]
9  Hono ray olona ato an-tanàna / mba nandry teto ve Rasoavangaina? [2.131]

Fivaditsoratra  an-tanana, an-tanàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21