|
|
|
|

Entrée1  tongotra
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Vocabulaire  8  Biologie
Explications en malgache  9  Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra
10  Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana [1.1]
Explications en anglais  11  a foot, a leg [1.7]
Explications en français  12  pied, jambe, patte [1.3, 1.8]
Exemples  13  Tsy tongotro mandia alanana
Tsy tanako mandray joria
[2.246]
14  Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [2.471]
15  Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472]
Morphologie 
16  Simple :
Mots composés 
Phytonymes 
Hyponymes 
Holonyme 
Méronymes 
Proverbes  36  Proverbes contenant le mot tongotra
Article  37  Randzavola: tongotra ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/06/12