Entrée tongony (tongotra)
Partie du discours nom tongotra et pronom
Définition anglaise his foot, her foot, their feet [3.1]
Définition française son pied, leur pied, ses pieds, leurs pieds [3.1]
Exemples 
1Tany Andapa ny lohan'izany vatana izany ary Midongy Atsimo ny tongony [Andraina: Mitaraina]
2Tsapaina koa ny tongony aman-tanany [Rajohanesa: Kintana]
3Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony [Andriamalala: Ranomasina]
4Lavarangana misy tongony mivodivato, no misokera azy amin'ny lafiny andrefana sy avaratra [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Entrée tongony
Partie du discours nom
Définition malgache tongotra fanohanana na fampijoroana zavatra iray [SLP 1986]
Définition française béquille [SLP 1986]
Vocabulaire 

2011/05/12