Entrée |
manongotra
(ongotra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manala hatramin' ny fakany: Nisy nanongotra lahy ilay zanakazo namboleko [1.1]
|
| Manala amin'izay toerana nitsatohany [1.13]
|
Explications en anglais | To pluck up by the roots. [1.2]
|
| To pull up by the roots [1.7]
|
Explications en français | Arracher, déraciner [1.8]
|
| Arracher [1.13]
|
Exemples | Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany.
[2.472]
|
Morphologie |
Présent : |
manongotra |
Passé : |
nanongotra |
Futur : |
hanongotra |
Impératif : |
manongota |
|
Illustrations |
|
|
Entrée |
manongotra
(tongotra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandray amin' ny tongotra [1.1]
|
Explications en français | Saisir par le pied [1.3]
|
Morphologie |
Présent : |
manongotra |
Passé : |
nanongotra |
Futur : |
hanongotra |
Impératif : |
manongora |
|
|