Entrée |
vorona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka. [1.1]
|
Explications en anglais | A bird, esp. waterfowl [1.7]
|
Explications en français | Oiseau [1.54, 1.8, 1.13]
|
Exemples | Eny andrefan-tranonay misy vorona roa mangamanga
[2.131]
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
|