|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miambozona
Fototeny  2 vozona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mitondra (zavatra) eny ambozona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to wear or carry about the neck [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 porter au cou, mettre au cou [1.3]
7 porter autour du cou [1.8]
Ohatra  8  Foly manga maro miambozona laingolaingom-paraky maro homana raha laingolaingom-pitia no ho anao aleoko ny ingosoana tsy ho heny ny mandry no ratsy ry tsiana. [2.131]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 miambozom-bola

Teny iditra (2/2)14  miambozòna
Fototeny  15 vozona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miambozona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miambozòna, miambozona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21