|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  loharano
Singan-teny  2 loha, 3 rano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano
6 Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a spring of water [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 source [1.8]
Ohatra  9  ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy [2.48#606]
Kamban-teny rehetra  10 loharano tsy mety ritra
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/6)12  Loharano
Zana-dohateny  13  >T7Rabemiza BasileRandrianasolo Joseph LabreRakotonjanahary BenoîtRandriambololona AndréRazanamanana Marie JeanneRandrianirinasoa Jean HippolyteAnalamahitsygood
Sokajin-teny  14  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  15 Rabemiza Basile, Randrianasolo Joseph Labre, Rakotonjanahary Benoît, Randriambololona André, Razanamanana Marie Jeanne, Randrianirinasoa Jean Hippolyte
Mpanonta printy  16  Analamahitsy. , 1996. Haavony: 22cm. Ambainy: 15cm. Takila: 191.

Teny iditra (3/6)17  Loharano
Zana-dohateny  18  >T8Rakotonjanahary BenoîtRandrianasolo Joseph LabreRazanamanana Marie JeanneRabemiza BasileRandrianirinasoa Jean HippolyteRandriambololona AndréRalambozafy JeanFianarantsoagood
Sokajin-teny  19  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  20 Rakotonjanahary Benoît, Randrianasolo Joseph Labre, Razanamanana Marie Jeanne, Rabemiza Basile, Randrianirinasoa Jean Hippolyte, Randriambololona André, Ralambozafy Jean
Mpanonta printy  21  Fianarantsoa. , 1987. Haavony: 22cm. Ambainy: 15cm. Takila: 192.

Teny iditra (4/6)22  Loharano
Zana-dohateny  23  >T9Randriambololona AndréRabenandrasana AlfredRandrianasolo Joseph LabreRafaralahimboa HenrietteRalambozafy JeanRakotonjanahary BenoîtRabemiza BasileFianarantsoagood
Sokajin-teny  24  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  25 Randriambololona André, Rabenandrasana Alfred, Randrianasolo Joseph Labre, Rafaralahimboa Henriette, Ralambozafy Jean, Rakotonjanahary Benoît, Rabemiza Basile
Mpanonta printy  26  Fianarantsoa. , 1988. Haavony: 22cm. Ambainy: 15cm. Takila: 152.

Teny iditra (5/6)27  Loharano
Singan-teny  28 loha, 29 rano
Sokajin-teny  30  anarana (gazety)
Voambolana  31  Mpanonta printy, gazety
Mpanoratra  32 Andrianjafitrimo Edouard

Teny iditra (6/6)33  Loharano
Singan-teny  34 loha, 35 rano
Sokajin-teny  36  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  37  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  38 horoñala, loharano, Loharano

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28