Entrée Merina
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache Foko lehibe monina afovoan' ny Nosy, izany hoe amin' ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin' ny Vonizongo, avaratra, ny tendrombohitr' Ankaratra, atsimo, ny reniranon' i Sakay, andrefana, ny tandavan-tendrombohitr' Angavo, atsinanana
Tanan-dehibe: Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Soavinandriana, Ambatolampy, Arivonimamo, Manjakandriana. Samy manana ny anarana iantsoany ny Merina ny foko samihafa any anindrana: Amboalambo, hoy ny Sakalava; Ambaniandro na Merinalavasofina, hoy ny Betsileo; Antaimerina, hoy ny foko sasantsasany, ary Hova, hoy ny Betsimisaraka [1.1]
Explications en français Nom d'une population du centre de Madaga [...] [texte complet dans 1.5]
Vocabulaire 
Mots composés 
Titres Essai de Dictionnaire Betsileo-Merina-Français
Les Hain-Teny Merinas
Vocabulaire Sakalava-Merina-Français
Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka
Toponymes 
Analogues  Ambaniandro ~ Hova ~ Tankova
Tableaux et planches Mots du dialecte

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/19