Entrée Fianarantsoa
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Exemples 
1Tamin' ny lalamby Fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. [2.472]
2izay manatona any Fianarantsoa, dia Vakinimatsiatra izao. [2.48]
3Telegrama anankiray nalefan-dry zareo tao Fianarantsoa no efa voarainy. [2.499]
Vocabulaire 
Coordonnées -21.4333333, 47.0833333
Illustrations 

Entrée Fianarantsoa
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en malgache Iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra dimy ao anatiny: Amoron' i Mania, Vatovavy Fitovinany, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Atsimo Atsinanana [3.1]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les six provinces
Illustrations 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31