Entrée | 1 faritany |
Mots élémentaires | 2 faritra, 3 tany |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy [1.1] |
Explications en anglais |
6 (fari-tany) A boundary, a landmark. [1.2] 7 a certain territory or region [1.7] |
Explications en français |
8 territoire, région [1.8] |
Exemples |
9 Mpianakavy ny mpanjaka tamin' ireo faritany telo ireo.
[2.113#]
10 Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472#] 11 Tsy mitovy isa ny mponina amin' ny faritany tsirairay. [2.332#] |
Vocabulaire | 12 Géographie: (en général) |
Hyponymes |
|
Tableaux et planches |
19 Les six provinces |
Anagrammes | 20 faritany, 21 fatraiñy, 22 finaitra, 23 rifatina, 24 tarifina |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |