Entrée faritra
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny sisin-javatra: Lazao aiza avy ny faritr' i Betsileo
¶ Fetra mamangitra zavatra iray: Asivo faritrany tokotanintsika
Mitovy hevitra: fangitra [1.1]
Explications en anglais a mark, an outline, a defined boundary, extent [1.2]
 a limit or boundary [1.7]
Explications en français trace pour limiter quelque chose, encadrement, bordure, délimitation, contour, bornes [1.3]
 limite, trace [1.8]
Morphologie 
faritra
faritro
faritrao
fariny
faritsika
faritray
faritrareo
faritr'
fari-
faritry
-paritra
-paritro
-paritrao
-pariny
-paritsika
-paritray
-paritrareo
-paritr'
-pari-
-paritry
Dérivés 
Mots composés 
Toponymes 
Analogues  fari-bava ~ fari-body ~ faribolana ~ faritany
Exemples 
1Asivy faritra ny tanimboly (Mettez une marque pour délimiter le champ) [1.3]
2Aiza ny faritr' Imerina? (Où sont les bornes de l’Imerina?) [1.3]

Anagrammes firatra, rafitra, rifatra, faratry

Mis à jour le 2020/07/31