|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 finaritra |
| Fototeny | 2 faritra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 tsara, salama tsy marofy
[Bezanozano]
[1.78] 5 Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra tsara daholo 6 Miadana, sambatra: Finaritra izany fianakaviana izany satria miasa ary mifankatia 7 Faly: Finaritra izy mitifi-borona any an-tsaha 8 Voafaritra: Finari-bava (raikitra, voafetra, tapaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 happy, joyous, healthy, well, content, satisfied, delighted.
10 used in some provinces, especially by the Betsimisaraka, as a salutation, as: Finaritra, tompoko, you are well, Sir; i.e. How do you do, Sir? Manao finaritra anao aho: I salute you. The word finaritra may possibly be a passive with infix from faritra; or a compound of fina and aritra [1.2] 11 well, happy [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 salut betsimisaraka, la réponse est la même.
[Tankarana]
[1.19] 13 bien portant; heureux [1.8, 1.5] 14 joyeux [1.5] |
| Ohatra |
15 Kaneía betsaka no tsy finaritra tamin' ny fanambadiana.
[1.38]
16 Nahoana hianao raha mandry mahalefitra no finaritra asian'olon-tsarotra? [2.131] 17 finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 26 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 28 finaritra |
| Fototeny | 29 faritra |
| Sokajin-teny | 30 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 circonscrit, limité
[1.3#155] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 35 voafaritra |
| Fivaditsoratra | 36 faniritra, finaritra, 37 firanitra, 38 fitrirana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|