|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  atsimo andrefana
Singan-teny  2 atsimo, 3 andrefana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 sisiny iadian' ny lafiny atsimo sy ny lafiny andrefana [1.1]
Ohatra  6  Vazaha voanjo naka toerana tao atsimo andrefan' i Moramanga tao [2.643#34]
7  Tanàna malaza tany Asia Minora, tao akaikin' ny vodivona atsimoandrefana indrindra, iza. [1.38#569]
Voambolana  8  Toerana

Teny iditra (2/2)9  Atsimo Andrefana
Singan-teny  10 atsimo, 11 andrefana
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13 faritra anatin' ny faritanin' i Toliara [3.1]
Voambolana  14  Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  36  Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

Fivaditsoratra  atsimo andrefana, Atsimo Andrefana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21