|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  boeny
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 le peuple en général, par opposition aux nobles. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (2/2)4  Boeny
Sokajin-teny  5  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6 faritra anatin' ny faritanin' i Mahajanga [3.1]
Voambolana  7  Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  29  Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

Fivaditsoratra  30 Benoì, boeny, Boeny, 31 onibe, Onibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21