Entrée mahajanga
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taimoro] Soga [1.78]

Entrée Mahajanga
Mots élémentaires maha ; janga
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en français  [1.11]
 Nom français: Majunga [3.1]
Exemples 
1Hanatitra entana any Maroantsetra no hialako ao Toamasina, dia hiakatra hatrany Antomboka sy Mahajanga aho. [2.471]
2Ny tena nidiran' ny mpananika teto ampovoan-tany anefa, dia ny lalana Mahajanga-Antananarivo. [2.472]
Vocabulaire 
Coordonnées -15.7166667, 46.3166667
Illustrations 

Entrée Mahajanga
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en malgache Iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny: Sofia, Boeny, Betsiboka, Melaky [3.1]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les six provinces
Illustrations 

Mis à jour le 2020/07/31