Entrée soga
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan-damba vita amin' ny landihazo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise unbleached muslin fabric [Hallanger 1973]
Définition française tissu de coton écru [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples 
1Tsy soga io Ragova a ! Tsy soga io, fa minoa ahy ianao. [Andraina: Mitaraina, page 120]
2Malabary mitsoriadriaka maitso sy soga roa sosona araka ny maha tambanivohidahy azy no misampina eny an-tsoriny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 8]

2012/09/27