Entrée |
janga
|
Partie du discours | nom ou adjectif
|
Explications en malgache | Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [1.1]
|
Explications en français | Lascif [1.3]
|
Explications en anglais | A prostitute Immoral [1.7]
|
Explications en français | Prostituée Immoral [1.8]
|
Dérivés |
Article |
|
Entrée |
janga
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Bara]
sitrana
[1.78]
|
| [Tandroy]
Vao avy narary, vao sitrana: Tsy mahaloha lavitse reke fa vaho janga [1.78]
|
| [Sakalava]
Sitrana [1.1]
|
Explications en français | [Tankarana]
Guéri: Efa janga ny marary (le malade est guéri) [1.19]
|
Dérivés |
Toponymes |
|
|
Entrée |
janga
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Enti-milaza ny loha miranga ary mitraka tsara [1.1]
|
Explications en français | Relevé [1.3]
|
Mots composés |
|
|