|
|
|
|

Teny iditra1  mpijanga
Fototeny  2 janga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 un libertin, une femme de mauvaise vie [1.3]
Ohatra  5  Hataon' ise mpiloka vady mpijanga? [2.529]
6  Satria eo aminy no hiantombohan' ny taranaka mpidoroka, izay angamba koa ho mpiloka sady mpijanga! [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12