Entrée Melaky
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Définition malgache faritra anatin' ny faritanin' i Mahajanga [3.1]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les vingt-deux régions
Exemples Na eo aza izany, ny volana mey 2008, ny Ministeran’ny Angovo sy ny Harena an-kibon’ny tany tamin’ny alalan’ny Birao miandraikitra ny Sora-pananan-tany misy harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara (BCMM) dia nandefa tolo-bidy nasionaly sy iraisam-pirenena ho an’ny fitrandrahana ny fihondronam-by an-kibon’ny tany ao amin’ny manodidina an’i Soalala, Faritra Boeny sy Melaky. [SeFaFi ]
Illustrations 

Mis à jour le 2020/07/31