Entrée atsimo atsinanana
Mots élémentaires atsimo ; atsinanana
Partie du discours locution
Exemples 
1Tsy vitan' izay ny amin' ny Arabo fa tonga taty atsimo atsinanana koa izy [2.366]
2Foko avy tany atsimo atsinanan' i Madagasikara no niavian' ny Bara sy ny Filoha nitarika azy [2.508]
Vocabulaire 

Entrée Atsimo Atsinanana
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en malgache Faritra anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa [3.1]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les vingt-deux régions
Illustrations 

Mis à jour le 2023/03/21