Teny iditra |
sava
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fikarohana sy fitadiavana zavatra fatratra Fanesorana izay manakontakona na manembantsembana. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The act of clearing away, removing, or examining [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action d'éclaircir, d'examiner; action d'ôter [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Sava ny daholo ve ny efitra rehetra ato an-trano rehefa tonga izy?
[2.472]
|
|
Teny iditra |
sava
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
(de sava : action de rechercher, de fouiller). « Sorte de bruyère odoriférante », écrit Descheemaeker. C'est en réalité le nom des Helichrysum à port éricoïde, notamment :
Helichrysum danguyanum Humbert,
Helichrysum calocladum Humbert,
Helichrysum cryptomerioides Baker ;
Helichrysum abbayesii Humbert,
Helichrysum isalense Humbert,
Helichrysum dichotomum Humbert,
Helichrysum Benthamii R.Vig. & Humbert,
Helichrysum selaginifolium (DC.) R. Vig. & Humbert,
Helichrysum hypnoides ( DC.) R.Vig. & Humbert (Asteraceae). Toutes ces espèces ont des propriétés désinfectantes, antibiotiques. On les utilise en bains de vapeurs et en fumigations pour désinfecter les locaux ; par exemple avant un accouchement. Pour laver les enfants, après la naissance. Par la bouche, leur infusion est administrée contre la toux, et aussi après les émotions violentes. (Informations dues principalement à Descheemaeker).
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Helichrysum Benthamii, Helichrysum abbayesii, Helichrysum calocladum, Helichrysum cryptomerioides, Helichrysum danguyanum, Helichrysum dichotomum, Helichrysum hypnoides, Helichrysum isalense, Helichrysum selaginifolium |
|
Teny iditra |
SAVA
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny malagasy | Faritra anatin' ny faritanin' i Antsiranana [3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sambava Antalaha Vohémar Andapa [3.1]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
fanafohezan-teny
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Ohatra | Ny fanangonana sy ny fanondranana andramena dia niteraka karazana mpandraharaha mpanao kolikoly rain-dahiny tany amin’ny faritr’i SAVA, tsy nisy na inona na inona mampihemotra azy rehefa tsy maintsy hanatitra ny bolongan-kazo voatahiriny any amin’ny mpividy azy maty eritreritra koa izy.
[4.27]
|
Sary |
|
|