|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 savana |
| Fototeny | 2 sava |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tadiavina, karohina: Nosavana eran' ny tanàna ny mpangalatra ka hita
5 Jerena, tsirihina, zahana fatratra: Nosavan' ny mpampianatra ny sandrifin' ny ankizy rehetra fa nisy vola roanjato very tao am-pianarana 6 Atao tsy misy manentsina na manelingelina: Savao tsara ny lalana handehanan' ny manampahefana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be cleared; to be closely inspected
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on examine de près, qu'on éclaircit
[1.8] |
| Ohatra |
9 Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana:
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | savana, 14 vasaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|