|
|
|
|

Teny iditra1  voasava
Fototeny  2 sava
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qu’on a dégagé, éclairci, dissipé, diminué, fouillé, approfondi. [1.3#589]
Ohatra  5  Tsy ela dia voasava ilay lohasaha; [2.587#]
6  Dia voasava hatreo indray - natao ankapoka sy nobangoina ihany anefa - ny filôzôfian' ny Malagasy amin' ilay faritra faharoan' ny lalàm-pitondrantena: dia ny fitsimbinana ny namana. [2.296#59]
Tovy hevitra  7 sinava
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  9 osa vava, 10 voasava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09