|
|
|
|

Entrée1  sinava (sava)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  voasava, savaina, zahana ao anaty zavatra: Nosinava tao anaty ahitra ny peratro no hita
4  hadina, diovina: Nosinava ny lalana sao latsaka teny ilay vola [1.1]
Explications en français  5  qu’on a dégagé, éclairci, dissipé, diminué, fouillé, approfondi [1.3#589]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Synonymes  9  voasava

Anagrammes  10  sinava, sivana

Mis à jour le 2023/01/20