Entrée misava (sava)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitady, mikaroka: Misava ilay gadralava nandositra ny polisy
¶ Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Misava ny trano misy ankizy mararin' ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana
¶ Mijery izay tsy manana: Misy polisy misava karatra ao
¶ Manala izay manentsina, na manelingelina: Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana
¶ Manadihady, mamototra: Tia ny misava ny fotojavatra izy rehefa mianatra [1.1]
Explications en anglais to clear up, to disperse; to inspect something in detail [1.7]
Explications en français dégager, disperser, dissiper; se dissiper; fouiller, faire des perquisitions [1.8]
Morphologie 
Présent misava
Passé nisava
Futur hisava
Impératif misavà
Mots composés, titres, noms 

Entrée misavà (sava)
Partie du discours impératif du verbe actif misava [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20