Entrée | fisavàna (sava) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fampihatahana na fanesorana ny zavatra manodidina: Ny fisavana ny ahitra no nahitana ilay vola very Fikarohana, fitadiavana zavatra eny amin' ny tenan' ny olona iray na ao an-tranony: Naharitra adiny iray ny fisavana ireo nahina ho mpangalatra Fanalana izay zavatra manelingelina: Vao fisavana ranonando fotsiny izao Fialana, fisindana: Fisavan' ny zavona indrindra tamin' izay Fihenana, fialana: Fisavan' ny aretina izao, hoy ny dokotera, fa aza matahotra [1.1] | |
Citations | Textes citant fisavàna | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |