|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faritana |
| Fototeny | 2faritra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asiana faritra: Nofaritana ny tanimbolinay.
5Ferana: Nofaritan' ny antenimieram-pirenena ny fahefan' lehiben' ny fivondronana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be marked out..
[1.2] 7to be limited; to be circumscribed. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on limite, qu'on circonscrit.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 atrifana, 15 fanaitra, 16 faritana, 17 fatraina, 18 fatrania, 19 fianatra, 20 fiatrana, 21 fitarana, 22 tafarina, 23 tarafina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|