|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fangitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina.
4 Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza.
5 Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny. [1.10#F.339]
6 Faritra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication.
8 It is not used of a parallelogram. See faritra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 contour, délimitation, circonscription [1.3#147]
10 coordonnées [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  27  Matematika: alijebra
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 16 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)29  fangitra
Sokajin-teny  30  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  31 tapaka (volondoha) [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  fangitra, 32 fitranga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17