|
|
|
|

Teny iditra1  fangitana
Fototeny  2 fangitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Faritana: Efa nofangitanareo ve ny tanimbary nomen' i Dada sy Neny anareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be marked out. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qu’on délimite: Tsy mbola nofangitana ny tanimboly (Le champ n’a pas encore été délimité) [1.3#147]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 fanangita, fangitana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12