Entrée mifaritra (faritra)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Misy faritra, voafaritra: Tsy azony kasihinany tanintsika satria efa mifaritra mazava tsara
¶ Misy dian-javatra na famantarana mipetaka: Misy mifaritra boribory mainty eo amin' ny handriny [1.1]
Explications en anglais having a mark, having boundary lines. [1.2]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20