|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famaritana |
| Fototeny | 2 faritra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanasiana faritra, tsipika manodidina, famalana, famerana
[1.1] 5 fanomezana fanazavana ny teny iray [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 l'action de circonscrire, de limiter, l'instrument
[1.3#155] 7 définition [1.13] |
| Ohatra |
8 Inona ny famaritana mazava ny antony iapangana azy?
[4.27#2007/04/21]
9 Moa ve misy famaritana hafa heverinao fa mety na azo ilazana ny finoana? [2.285#182] 10 Araka izany famaritana ny foto-dresaka izany, dia lahateny noraisim-peo no hotrandrahina. [2.606#83] |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | famaritana, 12 famiratana, 13 firamatana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|