|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ankadilanana |
| Singan-teny | 2 hadilanana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a neck of land joining two hills
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes
[1.3] 6 col [1.5] |
| Ohatra |
7 hoy Marolaza, filohan' ny Isaha - fitazatazanan' Ambositra ity ankadilanana ity!
[2.270#38]
|
| Voambolana | 8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 9 hadilanana |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 Ankadilanana |
| Singan-teny | 12 hadilanana |
| Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 quartier de la vieille ville haute de Antananarivo
[3.1] |
| Ohatra |
15 Tsy maintsy toe-javatra toy izany koa no mampiova an' ankadilanana ho Ankadilalana, raha marina fa avy amin' ny dilana no niandohan' io teny io.
[2.285#39]
|
| Voambolana | 16 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | ankadilanana, Ankadilanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|