|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Rakotonaivo François |
| Singan-teny | 2 Rakotonaivo |
| Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Rakotonaivo François (1924-)
5 Teraka tany Betatao (Anjojorobe) tamin' ny 10 oktobra 1924. 6 Nianatra tao amin' ny Petit Séminaire-Ambohipo, 7 Kolejy Masina Misely-Amparibe, 8 ary Lycée Galliéni izy. Nampianatra nandritra ny 14 taona. 9 Nanomboka nanoratra tao amin' ny gazety "Anivon' ny Riaka - L' Ile Australe" 10 niandraikitran' Andriamatoa Régis Rajemisa-Raolison. 11 Talen' ny gazety Sori-Dalana (1957-1958). 12 Tonian' ny Filazam-baovao tao amin' ny Radio-Madagasikara teto Antananarivo, 13 tany Antsiranana sy tany Fianarantsoa. Talen' ny Radio-Madagasikara (1976-1978). 14 Mari-boninahitra: Chevalier de l'Ordre national Malagasy. [2.327] |
| Voambolana | 15 Haisoratra: mpanoratra |
| Asa navoany |
16 1961 Fianarana jeografia 17 1970 Ny Haintenin'ny Ntaolo 18 1990 Hainteny ankehitriny 19 1990 Le laïcat et la pastorale de la justice et la charité : à Madagascar depuis son indépendance en 1960 20 1993 Ny diam-penin' ny Avana Ramanantoanina 21 1993 Rakibolana frantsay - malagasy : Dictionnaire français - malgache 22 1997 Ny riba malagasy eran' ny nosy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|