|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anivon' ny riaka
Singan-teny  2 anivo, 3 riaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza izay tany voahodidin' ny rano toa an' i Madagasikara, ka izany teny izany indrindra no nilazana ny Nosin' ny Malagasy fahizay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the whole island of Madagascar [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 au milieu des torrents ou de la mer
8 Madagascar [1.3]

Teny iditra (2/2)9  Anivon' ny Riaka
Singan-teny  10 anivo, 11 riaka
Sokajin-teny  12  anarana (gazety)
Voambolana  13  Mpanonta printy, gazety

Fivaditsoratra  Anivon' ny Riaka, anivon' ny riaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21