|
|
|
|

Teny iditra1  mangalatra
Fototeny  2 halatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maka ny tsy an' ny tena: Fahotana ny mangalatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to steal, to rob. [1.2, 1.7]
6 to pilfer. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 voler, piller. [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09